|
|
|
|

Entry1  manjavozavo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io
Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ
Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana
Explanations in English  4  [1.7] to be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague
Explanations in French  5  [1.8] qu'on voit indistinctement au loin; être vague
Root  6  zavozavo
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/12/11