Entry (1/2) | 1 manirikiry |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy |
Root | 4 kirikiry |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manirikiry |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Mahatonga ho kirina, manorisory |
Root | 12 kirikiry |
Morphology |
|
Synonyms | 17 manakirikiry |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |