|
|
|
|

Entry1  mamafy
Root  2  fafy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manao fafy [Taisaka] [1.78]
5  Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara
6  Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany
7  Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io [1.1]
8  manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany [1.13]
Explanations in English  9  to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. [1.2]
Explanations in French  10  semer [1.13]
Examples  11  Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#]
Vocabulary  12  Economy: agriculture
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Synonyms  17  manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka
Compound words 

Updated on 2023/01/20