Entry |
maniny
(tsiny)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]
|
Morphology |
Present : |
maniny |
Past : |
naniny |
Future : |
haniny |
Imperative : |
maninia |
|
|
Entry |
maniny
(tsiny)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
maniny |
Past : |
naniny |
Future : |
haniny |
Imperative : |
maninia |
|
|
Entry |
maniny
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Manafina [1.78]
|
|
Entry |
maniny
(many)
|
Part of speech | noun many and pronoun
|
Explanations in English | His/her/its/their odor [3.1]
|
Explanations in French | Son odeur, leur odeur [3.1]
|
|