Entry |
manila
(ila)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
|
Explanations in English | To pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
|
Examples | Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra
[2.424]
|
Morphology |
Present : |
manila |
Past : |
nanila |
Future : |
hanila |
Imperative : |
manilà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manilĂ
(ila)
|
Part of speech | imperative of active verb manila
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|