Entry | 1 manifikifika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Jereo manifika |
Explanations in English |
4 [1.7] to shake off |
Explanations in French |
5 [1.8] secouer, repousser en secouant |
Examples |
6 [2.472] Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. |
Root | 7 hifikifika |
Morphology |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |