Entry (1/2) | 1 mangaika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra |
Explanations in English |
4 [1.2] to tie, to bind together, to grasp fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika |
Examples |
5 [1.369#] Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa. |
Root | 6 gaika |
Morphology |
|
Other spellings | 11 managaika |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mangaika |
Entry (2/2) | 14 mangaika |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tanala]
miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) 17 [1.1] Miantso mba ho tonga, mamory |
Explanations in English |
18 [1.2] [Provincial]
same as mihaika |
Root | 19 haika |
Morphology |
|
Anagrams | 23 akangaim, iakangam, mangaika, mangiaka, miakanga |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |