|
|
|
|

Entry (1/3)1  manerona (erona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Explanations in English  4  to growl or roar at [1.7]
Explanations in French  5  gronder, rugir [1.8]
Examples  6  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word manerona

Entry (2/3)12  mañerona
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  manendy kafe, ets. [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/3)15  maneròna (erona)
Part of speech  16  imperative of active verb manerona
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena

Updated on 2023/01/20