|
|
|
|

Entry1  mamoly
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy
Explanations in English  4  [1.7] to spin thread
Explanations in French  5  [1.8, 1.5] filer
Examples  6  [1.437#] Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra.
Root  7  foly
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  manasina, manady, manira

Anagrams  13  ilomam, mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo

Updated on 2025/01/21