|
|
|
|

Entry1  mandrivirivy
Part of speech  2  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy
Explanations in English  4  [1.7] to be thrown in large numbers, as stones
Explanations in French  5  [1.8] être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux
Examples  6  [2.472] Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
Root  7  rivirivy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11