Entry (1/2) | 1 mandringana |
Root | 2 ringana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý 5 Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý [1.1] |
Explanations in English |
6 to destroy, to exterminate [1.7] |
Explanations in French |
7 détruire; exterminer [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mandringàna |
Root | 13 ringana |
Part of speech | 14 imperative of active verb mandringana |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 mandringana, mandringàna, mandringana, mandringàna |
Updated on 2023/01/20 |