Entry | 1 mandrava sivana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba |
Elementary words | 4 mandrava, sivana |
Synonyms | 5 mandrava laharana |
Analogs | 6 mandrava tantana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |