|
|
|
|

Entry1  mandranto
Root  2  ranto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe
Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy
Explanations in English  5  [1.2] to trade, to traffic, to engage in commerce.
6  [1.7] to travel about trading
Explanations in French  7  [1.8] trafiquer en voyageant
Examples  8  [2.445#] mandranto fianarana didy akanjo ny tanora.
9  [2.131] fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto
10  [1.437#] Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka.
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandranto

Updated on 2024/12/11