|
|
|
|

Entry1  mandrakizay
Elementary words  2  mandraka, izay
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Explanations in English  5  [1.7] forever
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] éternellement
7  [1.8] à tout jamais
Examples  8  [2.471] Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety.
9  [2.529] ho tia an' i Sahondra mandrakizay!
10  [2.499] - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko.
11  [2.59] Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay.
Vocabulary  12  Time
Synonyms  13  mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria
Analogs  14  doria, alaovalo, antaranoana
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mandrakizay

Updated on 2024/12/10