|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandraka
Root  2  andraka
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
5  Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Explanations in English  6  up to, until (of time) [1.7]
Explanations in French  7  jusqu'à [1.3, 1.8]
Examples  8  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
9  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
10  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Vocabulary  11  Time
Morphology 
12  Simple :
Synonyms  13  andraka
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandraka
Tables and plates  18  All the adverbs

Entry (2/3)19  mandràka
Root  20  raka
Part of speech  21  adjective
Explanations in Malagasy  22  Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Explanations in English  23  to grow lean. [1.2]

Entry (3/3)24  Mandraka
Part of speech  25  name (toponym)
Titles 
Tables and plates  27  Full list

Anagrams  28  makandra, Mandraka, mandraka, mandràka, makandra, Mandraka, mandraka, mandràka, makandra, Mandraka, mandraka, mandràka

Updated on 2023/06/04