Explanations in Malagasy |
4 Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
5 Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
6 Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
7 Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
8 Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
9 Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
10 Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? [1.1]
|