Entry |
mandefa
(lefa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [1.1]
|
Explanations in English | To set at liberty [1.2, 1.7]
|
| To release, to send off, to set off, to fire off [1.2]
|
| To send, to ship [1.7]
|
Explanations in French | Libérer, envoyer [1.3, 1.8]
|
| Lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer [1.3]
|
| Expédier [1.8]
|
Examples |
1 | Mandefa taratasy aminareo ve izy?
[2.472]
|
2 | Ary dia mandefa basy sy tafondro botsaka amy ny andro isoratana.
[2.48]
|
|
Morphology |
Present : |
mandefa |
Past : |
nandefa |
Future : |
handefa |
Imperative : |
mandefà, mandefasa |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mandefà
(lefa)
|
Part of speech | imperative of active verb mandefa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Other spellings |
|