Entry (1/5) | 1 mandambana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao ampehezana |
Root | 4 lambana |
Morphology |
|
Entry (2/5) | 9 mandambana |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay |
Explanations in English |
12 [1.2] [Provincial]
to spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc |
Root | 13 lambana |
Morphology |
|
Entry (3/5) | 18 mandambana |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha |
Root | 21 lambana |
Morphology |
|
Entry (4/5) | 26 mandambana |
Part of speech | 27 active verb |
Explanations in Malagasy |
28 [1.1] Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy |
Root | 29 lambana |
Morphology |
|
Entry (5/5) | 34 mandambà na |
Part of speech | 35 imperative of active verb mandambana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] |
Explanations in French |
37 [1.3] |
Root | 38 lambana |
Anagrams | 39 andambanam, mandambana, mandambà na |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |