Entry (1/2) | 1 manavaka |
Root | 2 avaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby 5 Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [1.1] |
Explanations in English |
6 to separate, to sever, to put asunder; to segregate. [1.2] 7 to separate, to segregate, to make distinctions [1.7] |
Explanations in French |
8 séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [1.8] |
Examples |
9 manavaka ny ondralahy sy ny osilahy. [2.996#] 10 Ny tikilambony koa no tena manavaka azy. [2.445#] 11 Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 manavaka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 (plutôt prononcé magnavaka) (de vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina : manakofa). [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
20 Botany |
Updated on 2023/01/20 |