|
|
|
|

Entry (1/3)1  avaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
Explanations in French  4  séparation, distinction [1.3]
Examples  5  Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996#]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
11  unkLabel:5av: :

Entry (2/3)12  avaka
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
Synonyms  15  avany

Entry (3/3)16  avaka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Betsimisaraka] [1.78]
Vocabulary  19  Tools

Updated on 2023/10/29