Entry (1/2) | 1 manatsikera |
Root | 2 tsikera |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro [1.1] |
Explanations in French |
5 fouiller, critiquer [1.5] |
Examples |
6 ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manatsikerà |
Root | 12 tsikera |
Part of speech | 13 imperative of active verb manatsikera |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Anagrams | 17 manatsikera, manatsikerà, manatsikera, manatsikerà |
Updated on 2023/01/20 |