|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatoka (atoka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  jereo manaTSAtoka [1.1]
Examples  4  "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69#]
5  manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Entry (2/2)9  manatoka (hatoka)
Part of speech  10  active verb
Explanations in English  11  to implant or set one's self against, as in battle [Provincial] [1.2]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16  manakato, manatoka, mankatoa, tamonaka

Updated on 2023/01/11