|
|
|
|

Entry1  manatitra (atitra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manolotra, manome zavatra ho an' olona: Nanatitra vorona ho an' i dadatoa izahay tamin' ny 26 Jiona 4  Mitondra miverina, mamerina: Mahagaga ahy fa mbola tsy nanatitra ny volako izy hatramin' izao 5  Miara-dalana amin' olona avy amin' ny toerana iray mankamin' ny toerana iray hafa mba hiaro na hanome voninahitra: Miaramila roa lahy no nanatitra anay 6  Manao veloma mpandeha any amin' ny toerana iaingany: Nanatitra an-dry zoky teny amin' ny fiantsonan-dalamby izahay omaly maraina 7  Miaraka amin' ny mpanambady ka mametraka azy any an-tranony: Olona betsaka no nanatitra ny mpanambady [1.1]
Explanations in English  8  to present, to convey [1.2, 1.7]9  to send, to return. [1.2]
Explanations in French  10  présenter, apporter [1.3, 1.8]11  offrir: Avy manatitra voaloboka ho anareo aho (Je viens vous offrir des raisins) 12  conduire: Nanatitra ny vahiny tao an-tranom-bahiny izy (Il a conduit l'étranger à l'hôtel) 13  escorter: Nisy miaramila nanatitra azy (Des soldats l'ont escorté) 14  porter: Nanatitra entana tany Toamasina izy (Il a porté des paquets à Tamatave) 15  rendre: Tsy mbola nanatitra ny bokiko izy (Il ne m'a pas encore rendu mon livre) [1.3]16  offrir, livrer [1.8]
Examples  17  manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69]
18  Alina iray no manatitra dia samy mody. [2.245]
19  Koa dia manatitra ho anao ny fanjakako aho, ho zanakao ho didianao. [2.508]
20  Ary manatitra anay hatreo Suez Mr Duffus fa sarotsarotra ihany ny fandehanana hatreo Suez. [2.366]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word manatitra

Anagrams  28  manatitra, manitatra, mitantara, mitantarà

Updated on 2023/09/29