Entry (1/2) | 1 manarona (sarona) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro [1.1] 4 Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy [1.1] 5 Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1] |
Explanations in English |
6 to cover; to conceal [1.7] |
Explanations in French |
7 couvrir; cacher [1.8] |
Examples |
8 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470] 9 Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mandrakotra, manakona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 manaròna (sarona) |
Part of speech | 17 imperative of active verb manarona |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Anagrams | 19 manarona, manaròna, manorana, manoràna, manarona, manaròna, manorana, manoràna |
Updated on 2023/10/17 |