Entry (1/5) | 1 manarana |
Root | 2 arana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [Tanala]
[1.78] 5 Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto 6 Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina. [1.1] |
Explanations in English |
7 to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [1.2] 8 to indulge another in something [1.7] |
Explanations in French |
9 être indulgent et gâter quelqu'un [1.8] |
Examples |
10 hotsitsina, tsy an'iza fa ho anao, ka manarana, mihevitrevera, fa sao rodarodain'ny mpanana ka mandany kitay merika andro! [1.296#] |
Morphology |
|
Analogs | 15 Malemy loatra, moramorainy, mampihanta, rainazy, tsy mahavely vava am-boa |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 18 manaràna |
Root | 19 arana |
Part of speech | 20 imperative of active verb manarana |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Tables and plates |
23 All the active imperatives |
Entry (3/5) | 24 mañarana |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 mandrotsirotsy [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 27 manarana |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 Anaram-borona [1.1] 30 Halieus africanus [1.38] |
Explanations in English |
31 a water-bird [Provincial]
[1.2] |
Vocabulary |
32 Zoology: birds |
Article |
33 Randzavola: manarana ao amin' ny Baiboly |
Entry (5/5) | 34 manarana |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [1.1] |
Explanations in French |
37 (souvent improprement écrit manarano car c'était l'appellation commerciale des chapeaux fabriqués avec les segments de ces Arecaceae, voir manara, le na terminal est une complication orthographique que l'étymologie ne justifie pas). On appelait ainsi surtout : 38 Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae) [Bezanozano] 39 Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) : les jeunes segments foliaires de ces deux Arecaceae fournissaient des pailles à chapeaux appréciées, mais cette industrie a disparu au moment de la première guerre mondiale. Elle avait été à l'origine de la fortune des premiers exportateurs malgaches, comme Ranarivelo. [Betsileo] [1.196] 40 [Tanala] |
Vocabulary |
41 Economy: clothing 42 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 45 Mananara, mananara, manarana, manaràna, mañarana, Mananara, mananara, manarana, manaràna, mañarana, Mananara, mananara, manarana, manaràna, mañarana |
Updated on 2023/08/18 |