Entry (1/2) | 1 manantona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro |
Explanations in English |
4 [1.7] to hang, to suspend |
Explanations in French |
5 [1.8] suspendre, accrocher |
Examples |
6 [2.470#] manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. 7 [1.353#] Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. |
Root | 8 hantona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manantòna |
Part of speech | 14 imperative of active verb manantona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Root | 17 hantona |
Anagrams | 18 anantonam, manantòna, manantona, namontana, namotanan, nanatonam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |