|
|
|
|

Entry (1/3)1  manangona
Root  2  angona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
5  Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
6  Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explanations in English  7  to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explanations in French  8  rassembler, accumuler [1.13]
Examples  9  Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word manangona

Entry (2/3)15  manangòna
Root  16  angona
Part of speech  17  imperative of active verb manangona
Tables and plates  18  All the active imperatives

Entry (3/3)19  manangona
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana] [1.196]
Vocabulary  22  Botany
Scientific name 

Anagrams  24  manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna, manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna

Updated on 2023/01/20