Entry (1/2) | 1 manangolangola |
Root | 2 angolangola |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany 5 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1] |
Explanations in English |
6 to make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manangolangolà |
Root | 12 angolangola |
Part of speech | 13 imperative of active verb manangolangola |
Tables and plates |
14 All the active imperatives |
Anagrams | 15 manangolangola, manangolangolà, manangolangola, manangolangolà |
Updated on 2020/07/31 |