Entry (1/2) | 1 manangasanga |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý |
Explanations in English |
4 [1.7] to loom up, to appear at a distance |
Explanations in French |
5 [1.3] apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) 6 [1.8] se montrer vaguement au loin |
Examples |
7 [2.324] afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona 8 [2.285#] Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo; 9 [2.499#] Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany. 10 [2.472] Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany. |
Root | 11 sangasanga |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 manangasangà |
Part of speech | 17 imperative of active verb manangasanga [Full list] |
Root | 18 sangasanga |
Anagrams | 19 anangasangam, manangasangà, manangasanga |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |