Entry | 1 manambatambatra |
Root | 2 tambatambatra |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 [2.643] Tsy nahita akanjo nanaovana aho raha tsy ny ankizy' sisa teo no nanambatambatra izay fitafiany azony nomena ahy 5 [2.643] Nataonay fahazarana ny nanambatambatra ny vola kelinay, ka tsy nasiana ahy sy azy fa nividianana izay mofo mora sy be andraofana dia niara-namango izany teo ny rehetra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |