|
|
|
|

Entry (1/2)1  manamaizina
Root  2  maizina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [1.1]
Explanations in English  5  to darken, to make dark [1.2]
6  to make dark [1.7]
Explanations in French  7  obscurcir [1.3, 1.107, 1.8]
8  plonger dans l'obscurité [1.3, 1.8]
Examples  9  ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324]
10  manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  manamaina
Root  16  maizina
Part of speech  17  imperative of active verb manamaizina
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  manamaizina, manamaizìna, manamaizina, manamaizìna

Updated on 2023/01/20