|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakorontana (korontana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? 4  Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
Explanations in English  5  to put in disorder; to push or knock things about [1.7]
Explanations in French  6  bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
Examples  7  ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [2.1011#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  manakoronna (korontana)
Part of speech  13  imperative of active verb manakorontana
Tables and plates  14  All the active imperatives

Anagrams  15  manakorontana, manakorontàna, manakorontana, manakorontàna

Updated on 2023/01/20