|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakatona (katona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
Explanations in English  4  to close a door, etc [1.7]
Explanations in French  5  fermer une porte, etc [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  manakatòna (katona)
Part of speech  11  imperative of active verb manakatona
Tables and plates  12  All the active imperatives

Anagrams  13  manakatona, manakatòna, manakotana, manakotàna, manan-katao, manakatona, manakatòna, manakotana, manakotàna, manan-katao

Updated on 2023/01/20