Entry 1/2 |
manakana
(sakana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [1.1]
|
| [Sihanaka]
Misakana [1.78]
|
| [Tanala]
[ manakaña ] Misakana [1.78]
|
Morphology |
Present : |
manakana |
Past : |
nanakana |
Future : |
hanakana |
Imperative : |
manakàna |
|
|
Entry 2/2 |
manakàna
(sakana)
|
Part of speech | imperative of active verb manakana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|