Entry |
manaha
(haha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
|
| Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina Manasaratsaraka: Manaha kofehy Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
|
Explanations in English | To untie, to unloose. [1.2]
|
Explanations in French | Délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
|
Examples | koa izay mamoifo no manaha
[2.857]
|
Morphology |
Present : |
manaha |
Past : |
nanaha |
Future : |
hanaha |
Imperative : |
manahà |
|
|
Entry |
manaha
(taha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manaha |
Past : |
nanaha |
Future : |
hanaha |
Imperative : |
manahà |
|
|
Entry |
manahà
(haha)
|
Part of speech | imperative of active verb manaha
|
|
Entry |
manahà
(taha)
|
Part of speech | imperative of active verb manaha
|
|