|
|
|
|

Entry1  mampiady
Root  2  ady
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  Mettre en guerre, engager à se battre [1.3#3, 1.5#48]
6  confronter, accorder [1.3#3, 1.5#48]
7  engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3#3]
Examples  8  Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony. [1.437#]
9  Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray. [2.857#]
10  Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady. [2.4#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mampiady

Updated on 2023/08/15