|
|
|
|

Entry1  mamotsifotsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba
Explanations in English  4  [1.2] to disregard, to speak lightly of.
5  [1.7] to express disdain; to denigrate
Explanations in French  6  [1.8] mépriser, dénigrer
Examples  7  [2.298#] Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy
Root  8  fotsifotsy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2024/12/11