|
|
|
|

Entry1  mamotitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy
Explanations in English  4  [1.2] to invert
to curse, to vilify, to use opprobrious language.
5  [1.7] to turn end for end
Explanations in French  6  [1.8] inverser
Root  7  fotitra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/11