|
|
|
|

Entry1  mamosaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza
Explanations in English  4  [1.7] to reveal, to bring into view; to propose an idea
Explanations in French  5  [1.8] révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet
Examples  6  [2.298#] Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
Root  7  posaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manaposaka
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mamosaka

Anagrams  15  mamasoka, mamosaka, somamàka

Updated on 2025/01/21