|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamory
Root  2  vory
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  mamorivory
Compound words 

Entry (2/3)10  mamory
Root  11  vory
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika
Explanations in English  14  [1.7] to gather, to collect
Explanations in French  15  [1.8] rĂ©unir, rassembler
Examples  16  [2.588#] Ka ianao ihany no mamory.
17  [2.69#] ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao.
18  [2.59#] Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany.
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Entry (3/3)23  mamory
Part of speech  24  active verb
Explanations in Malagasy  25  [1.78] [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo

Anagrams  26  amorim, mamory, maroim, miroma, morima

Updated on 2025/02/02