Entry | 1 mamoly |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy |
Explanations in English |
4 [1.7] to spin thread |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.5] filer |
Examples |
6 [1.437#] Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. |
Root | 7 foly |
Morphology |
|
Analogs | 12 manasina, manady, manira |
Anagrams | 13 ilomam, mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |