Entry (1/2) | 1 mamofona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro |
Explanations in English |
4 [1.7] to smell bad |
Explanations in French |
5 [1.8] sentir mauvais |
Examples |
6 [2.436#] ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona 7 [2.285#] mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana |
Root | 8 fofona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamofòna |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamofona [Full list] |
Root | 15 fofona |
Anagrams | 16 amofonam, fanomamo, mamofòna, mamofona, namofoam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |