|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamintina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba
Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy
Explanations in English  4  [1.2] to contract, to reduce to a small compass.
5  [1.7] to diminish, to shorten, to abbreviate
Explanations in French  6  [1.8] diminuer, raccourcir, abréger; résumer
Examples  7  [2.508#] Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa
8  [1.369#] Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo.
Root  9  fintina
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  mamintìna
Part of speech  15  imperative of active verb mamintina [Full list]
Root  16  fintina

Anagrams  17  amintinam, mamintina, mamintìna, manaminty, namaintim, namintiam

Updated on 2025/04/13