Entry (1/2) | 1 maminavina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? |
Explanations in English |
4 [1.7] to evaluate, to estimate |
Explanations in French |
5 [1.8] évaluer |
Examples |
6 [2.499#] Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any! |
Root | 7 vinavina |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 maminavinà |
Part of speech | 13 imperative of active verb maminavina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Root | 16 vinavina |
Anagrams | 17 aminavinam, maminavina, maminavinà |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |