Entry (1/2) | 1 mambosy |
Root | 2 ambosy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana 5 mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava |
Entry (2/2) | 11 mambosy |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13] |
Explanations in French |
14 catalyser [1.13] |
Vocabulary |
15 Chemistry |
Morphology |
|
Anagrams | 19 mambosy, masomby |
Updated on 2023/01/20 |