Entry (1/2) | 1 mamarafara (farafara) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Manao teny ierana ifanaovana [1.1] |
Explanations in English | 4 to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2] |
Explanations in French | 5 poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3] |
Examples |
6 Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mamarafarà (farafara) |
Part of speech | 12 imperative of active verb mamarafara |
Explanations in Malagasy | 13 [1.1] |
Explanations in French | 14 [1.3] |
Tables and plates |
15 All the active imperatives |
Anagrams | 16 mamarafara, mamarafarà, mamarafara, mamarafarà |
Updated on 2023/01/20 |