Entry (1/3) | 1 mamalana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra! Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira |
Root | 4 valana |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 mamalàna |
Part of speech | 11 imperative of active verb mamalana [Full list] |
Root | 12 valana |
Entry (3/3) | 13 mamalana |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in English |
15 [1.2] [Provincial]
to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn |
Root | 16 falana |
Anagrams | 17 amalanam, analamam, mamalàna, mamalana, mamanala, manalama |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |