Entry (1/2) | 1 mamaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony |
Explanations in English |
4 [1.2] to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. 5 [1.7] to take root |
Explanations in French |
6 [1.8] prendre racine 7 [1.196] (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant. |
Examples |
8 [1.369#] Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy. |
Vocabulary |
9 Botany |
Root | 10 faka |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mamakà |
Part of speech | 16 imperative of active verb mamaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Root | 19 faka |
Anagrams | 20 amakam, makama, mamakà, mamaka |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |