|
|
|
|

Entry (1/2)1  manahaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] [mañahaka] manofa (vary, kafe, ets)
4  [1.1] Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika
Explanations in English  5  [1.7] to scatter, to disperse
Explanations in French  6  [1.8] disperser, éparpiller
Examples  7  [2.285#] Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
Root  8  hahaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mañakake

Entry (2/2)14  manahaka
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy
Root  17  tahaka
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Compound words 

Anagrams  23  hamakana, kamahana, manahaka

Updated on 2025/01/21