Entry (1/2) | 1 malina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny mivoaka raha fahavaratra 4 Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [1.1] |
Explanations in English |
5 sober, prudent, circumspect [1.7] |
Explanations in French |
6 sobre, prudent [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word malina |
Entry (2/2) | 10 malìna |
Part of speech | 11 imperative of active verb malina |
Explanations in French |
12 soyez prudent [1.3] |
Tables and plates |
13 All the active imperatives |
Anagrams | 14 lamina, malina, malìna, manila, manilà, lamina, malina, malìna, manila, manilà |
Updated on 2024/05/18 |